Entrée |
ray
|
Partie du discours | nom
|
| Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [1.1]
|
| [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy]
aba
[1.78]
|
| [Provincial]
ada
[1.2]
|
| [Betsimisaraka]
baba
[1.78]
|
| dada
[1.1]
|
| ikaky
[1.7]
|
| [Tankarana]
kaky
[1.19]
|
| Father [1.2, 1.7]
|
| Père [1.3, 1.54, 1.8, 1.5]
|
| Oncle [1.3, 1.5]
|
| Beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
ray,
raiko,
rainao,
rainy,
raintsika,
rainay,
rainareo,
rain',
rain-,
raim- |
Préfixée : |
-dray,
-draiko,
-drainao,
-drainy,
-draintsika,
-drainay,
-drainareo,
-drain',
-drain-,
-draim- |
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ |
Analogues |
andry iankinana ~
haja sy voninahitra ~
kiady sy voninahitra ~
lany voamena zato ~
lany sikajy arivo ~
vato nandiavana |
|
Entrée |
ray
|
Partie du discours | nom
|
| Kasika: Zaza tia ray Fakana zavatra amin' ny tanana Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
|
| Action de saisir avec la main [1.3, 1.5]
|
| Action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
ray
|
Partie du discours | interjection
|
| Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro:
Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1]
|
| Pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)
[1.3]
|
|
Entrée |
ray
|
Partie du discours | adjectif
|
| Fanononana haingana ny Iray
[1.1]
|
|
Entrée |
ray
 |
Partie du discours | nom
|
| tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel
[1.7]
|
|