| Entrée | raisina (ray) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1] | |||||||||
| To be received, to be accepted, to take. [1.2] | |||||||||
| To be received, to be taken [1.7] | |||||||||
| Qu'on reçoit, qu'on prend [1.8] | |||||||||
| Exemples | alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|