| Entrée | rainnyolona > rainiolona | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | ray, olona | |
| Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1] | ||
| Artillerymen [1.2] | ||
| Les artilleurs [1.3] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava.
[2.472] | |
| Entrée | rainnyolona > rainiolona | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | ray, olona | |
| The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2] | ||
| [ rain' ny olona ] Les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3] | ||
| Exemples | Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka;
[2.48] | |
|
|