| Entrée | rainazy | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mots élémentaires | ray, azy | |
| Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1] | ||
| Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2] | ||
| Of an easy-going disposition [1.7] | ||
| Qui a le caractère doux, indulgent [1.8] | ||
| Exemples | Rainazy hoy Ilanja ka ny omby kely no afahan-drafozana [2.131] | |
| Mis à jour le 2023/08/16 |
|