Entrée | papelika | |
Partie du discours | nom | |
Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika" [1.1] | ||
Caille ordinaire [1.54] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby;
[2.996] | |
Synonymes | kibobo ~ menamaso | |
Article | Randzavola: papelika ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2022/07/30 |
![]() |