| Entrée | nisintona > misintona (sintona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1] | |||||||||
| Exemples | Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | nisintona > misintòna (sintona) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif misintona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Entrée | nisintona > isintonana (sintona) | ||||||
| Partie du discours | verbe relatif | ||||||
| [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
|
|