|
|
|
|

Entrée na oviana na oviana
Partie du discours locution
Mots élémentaires na, oviana
Explications en anglais Never [1.17]
Explications en français Jamais [1.3, 1.9, 1.5]
Exemples 
1Tsy adala na oviana na oviana ity vadiny eo anilany. [2.470]
2Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [2.471]

Mis à jour le 2023/01/01