|
|
|
|

Entrée oviana
Partie du discours adverbe [Liste complète]
Explications en malgache Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1]
Explications en anglais When? (of past time) [1.7]
Explications en français Interrogatif, quand? (temps passé) [1.8]
Exemples Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara? [2.5]

Mis à jour le 2025/02/12