| Entrée | mpamerin-drà | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mpamerina, ra | |
| [ mpamerindra ] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Analogues | mpanelirà | |
| Mis à jour le 2023/09/08 |
|