| Entrée |
ra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [1.1]
|
| | Blood [1.7]
|
| | Le sang [1.3]
|
| | Sang [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Morphologie |
| Simple : |
ra,
rako,
ranao,
rany,
rantsika,
ranay,
ranareo,
ran',
ran-,
ram- |
| Préfixée : |
-dra,
-drako,
-dranao,
-drany,
-drantsika,
-dranay,
-dranareo,
-dran',
-dran-,
-dram- |
|
| Article |
|
| Entrée |
ra
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Taisaka]
zavatra
[1.78]
|
|
| Entrée |
~ra~
|
| Partie du discours | infixe
|
|
| Entrée |
ra-
|
| Partie du discours | article
|
| | Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [1.1]
|
| | A personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [1.2]
|
| | Prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7]
|
| | Préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [1.8]
|
|
| Entrée |
ra
|
| Partie du discours | particule
|
| | [Provincial]
An interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?) See va,
moa
[1.2]
|
|
| Entrée |
Ra
 |
| Partie du discours | nom (symbole)
|
| | Radiôma [1.66]
|
| | Singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
| | Radium [3.1]
|
| Vocabulaire |
| Tableaux et planches |
|
|