Entrée | monamonany > monamona (mona) | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1] | |||
Gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] | |||
Exemples | I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy.
[2.470] | ||
Morphologie |
| ||
Synonymes | mona ~ monamonany | ||
![]() |