| Entrée | monamona (mona) | ||
| Partie du discours | adjectif | ||
| Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga. [1.1] | |||
| Gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3] | |||
| Exemples | I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy.
[2.470] | ||
| Morphologie |
| ||
| Synonymes | mona ~ monamonany | ||
| Mis à jour le 2024/07/30 |
|