| Entrée |
mitatatra
(tatatra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1]
|
| | Manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
|
| | To cut water-channels; to be ditched with water-channels [1.7]
|
| | Creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [1.8]
|
| | Drainer [1.13]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitatatra |
| Passé : |
nitatatra |
| Futur : |
hitatatra |
| Impératif : |
mitatara |
|
| Synonymes | |
|