| Entrée | manatatra (tatatra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manao tatatra Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [1.1] | |||||||||
| Manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13] | |||||||||
| To dig water-channels in [1.7] | |||||||||
| Creuser des canaux ou rigoles [1.8] | |||||||||
| Drainer [1.13] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | mitatatra | ||||||||
| Entrée | mañatatra | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| [Bezanozano] (hozatra) mitsotsotra am-pandriana [1.78] | |||||||||
| Mis à jour le 2022/09/05 |
|