| Entrée |
mitangorona
(tangorona (horona))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona
[1.1]
|
| | To surround, to encircle [1.7]
|
| | Se réunir tout autour [1.3, 1.8]
|
| | être réunis, groupés [1.3]
|
| | Encercler; s'attrouper [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino.
[2.356]
|
| 2 | Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina.
[1.437]
|
| 3 | Mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany.
[2.508]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitangorona |
| Passé : |
nitangorona |
| Futur : |
hitangorona |
| Impératif : |
mitangoròna |
|
|
| Entrée |
mitangoròna
(tangorona (horona))
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mitangorona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|