| Entrée | mifanizina (hizina) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Tery dia tery ka mifanety aoka izany [1.1] | |||||||
| To be crowded close together [1.7] | |||||||
| être serrés les uns contre les autres [1.8] | |||||||
| Exemples | Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy.
[2.472] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2012/08/01 |
|