| Entrée |
mitangazona
(tangazona (tana, hazona))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [1.1]
|
| Exemples | Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitangazona |
| Passé : |
nitangazona |
| Futur : |
hitangazona |
| Impératif : |
mitangazòna |
|
|
| Entrée |
mitangazòna
(tangazona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mitangazona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|