| Entrée |
miraparapa
(raparapa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Bara]
Mipelipelika tsy misy filaminana [1.78]
|
| | Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany [1.1]
|
| | To grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about. [1.2]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miraparapa |
| Passé : |
niraparapa |
| Futur : |
hiraparapa |
| Impératif : |
miraparapà |
|
|
| Entrée |
miraparapa
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka]
Dodona dia dodona [1.78]
|
|
| Entrée |
miraparapà
(raparapa)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miraparapa
|
| | [1.2]
|
|