| Entrée |
miapanapana
(apanapana (apana))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana
[1.1]
|
| | To go about foolishly, to stagger, to vacillate. [1.2]
|
| | Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne) [1.3]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miapanapana |
| Passé : |
niapanapana |
| Futur : |
hiapanapana |
| Impératif : |
miapanapàna |
|
|
| Entrée |
miapanapàna
(apanapana (apana))
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miapanapana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|