Entrée |
mipelipelika
(pelipelika (pelika))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy
[1.1]
|
Explications en anglais | To struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [1.2]
|
| To wag [1.7]
|
Explications en français | S'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [1.3]
|
| S'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [1.8]
|
Exemples | Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay.
[2.471]
|
Morphologie |
Présent : |
mipelipelika |
Passé : |
nipelipelika |
Futur : |
hipelipelika |
Impératif : |
mipelipeleha |
|
Synonymes | |
|