| Entrée |
mikofokofoka
(kofokofoka (kofoka))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
|
| | To fidget; to be continually agitated [1.7]
|
| | Frétiller, gigoter; être agité [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mikofokofoka |
| Passé : |
nikofokofoka |
| Futur : |
hikofokofoka |
|
|