| Entrée |
mionona
(onona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]
|
| | To be appeased, to be assuaged. [1.2]
|
| | To be consoled, to be comforted [1.7]
|
| | Se consoler, s'apaiser [1.8]
|
| Exemples | fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana
[2.131]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mionona |
| Passé : |
nionona |
| Futur : |
hionona |
| Impératif : |
mionòna |
|
|
| Entrée |
mionòna
(onona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mionona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|