| Entrée |
mikapa
(kapa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [1.1]
|
| | To cut a tree; to cut wood [1.7]
|
| | Abattre un arbre; couper [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mikapa |
| Passé : |
nikapa |
| Futur : |
hikapa |
| Impératif : |
mikapà |
|
|
| Entrée |
mikapa
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka]
Misoroka [1.78]
|
|
| Entrée |
mikapà
(kapa)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mikapa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|
| Entrée |
mikapa
(kapa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [1.1]
|
| | To wear sandals [1.7]
|
| | Porter sandales [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mikapa |
| Passé : |
nikapa |
| Futur : |
hikapa |
|
|