| Entrée | kapa | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1] | ||
| A cutting, a hewing [1.7] | ||
| Action de couper, d'abattre [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | kapa | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1] | ||
| Entrée | kapa | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1] | ||
| Sandals [1.7] | ||
| Sandales [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Dérivés |
| |
| Article | Randzavola: kapa ao amin' ny Baiboly | |
| Mis à jour le 2023/10/28 |
|