| Entrée | mihorohoro (horohoro) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [1.1] | |||||||||
| To tremble, to shudder [1.7] | |||||||||
| Trembler, frémir [1.8] | |||||||||
| Exemples | Mihorohoro dia mihorohoro ny tany;
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|