Entrée |
horohoro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [1.1]
|
Explications en anglais | A trembling, a shudder [1.7]
|
Explications en français | Tremblement, frémissement [1.8]
|
Exemples | Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro.
[2.5]
|
Dérivés |
|
Entrée |
horohoro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan' ahitra [1.1]
|
| [Sihanaka]
Karazan-jozoro madinika [1.78]
|
Explications en français | [Bara]
Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|