Entrée |
mihontsina
(hontsina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
|
Explications en anglais | To start as from fear [1.7]
|
Explications en français | Frissoner; être agité [1.8]
|
Exemples | nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny;
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
mihontsina |
Passé : |
nihontsina |
Futur : |
hihontsina |
Impératif : |
mihontsìna |
|
|
Entrée |
mihontsìna
(hontsina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihontsina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|