|
|
|
|

Entrée mihaza (haza)
Partie du discours verbe actif
 Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [1.1]
 To hunt, to chase. [1.2]
 To go hunting; to search for [1.7]
 Aller à la chasse [1.8]
Exemples ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Morphologie 
Présent : mihaza
Passé : nihaza
Futur : hihaza
Impératif : mihazà

Entrée mihazà (haza)
Partie du discours impératif du verbe actif mihaza [Liste complète]
  [1.1]
  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20