Entrée |
mihavana
(havana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [1.1]
|
Explications en anglais | To be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [1.2]
|
| To be friends [1.7]
|
Explications en français | être parents [1.54]
|
| Avoir de bonnes relations [1.8]
|
Exemples | Tsotra ihany raha te hihavana amiko:
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
mihavana |
Passé : |
nihavana |
Futur : |
hihavana |
Impératif : |
mihavàna |
|
|
Entrée |
mihavàna
(havana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihavana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|