| Entrée |
mihantona
(hantona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana Miato, mianina: Mihantona ny raharaha [1.1]
|
| | To be hung up, to hang up. [1.2]
|
| | To hang [1.7]
|
| | être suspendu [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy.
[2.470]
|
| 2 | Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly.
[2.471]
|
| 3 | Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mihantona |
| Passé : |
nihantona |
| Futur : |
hihantona |
| Impératif : |
mihantòna |
|
|
| Entrée |
mihantòna
(hantona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mihantona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|