| Entrée | midona (dona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. Teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1] | |||||||||
| To collide with, to bump into something [1.7] | |||||||||
| Heurter [1.3, 1.8] | |||||||||
| Choquer, se heurter Aller trouver, aboutir à [1.3] | |||||||||
| Se cogner contre [1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | midonà (dona) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif midona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Entrée | midona (dona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Passer (aux dominos) [1.3] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Mis à jour le 2023/10/21 |
|