| Entrée |
mianina
(anina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany [1.1]
|
| | Mionona, afa-po amin' izay efa ao [2.285]
|
| | To cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged. [1.2]
|
| Exemples |
| 1 | Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana
[2.996]
|
| 2 | Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza.
[2.296]
|
| 3 | Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra.
[2.499]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mianina |
| Passé : |
nianina |
| Futur : |
hianina |
| Impératif : |
mianìna |
|
|
| Entrée |
mianìna
(anina)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mianina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|