|
|
|
|

Entrée mianaka (anaka)
Partie du discours verbe actif
 Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka
Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [1.1]
 Used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [1.2]
 To be together as parent(s) and child(ren)
Tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [1.7]
 être parents et fils [1.54]
 Parents et enfants (s) ensemble,
Tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [1.8]
Exemples 
1Nony tonga teo izy telo mianaka dia hatairana moa zany! [2.324]
2Ry Katy mianakavy no mba mpamangy azy mianaka. [2.470]
3Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471]
4Ka iza no tianareo mianaka amin' ireto? [2.472]
Morphologie 
Présent : mianaka
Passé : nianaka
Futur : hianaka

Mis à jour le 2023/01/20