| Entrée | manozona (ozona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1] | |||||||||
| To curse [1.7] | |||||||||
| Maudire [1.8] | |||||||||
| Exemples | Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | manozòna (ozona) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif manozona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|