|
|
|
|

Entrée manova (ova)
Partie du discours verbe actif
 Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
 To change [1.7]
 Changer, modifier [1.8]
Exemples Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [2.471]
Morphologie 
Présent : manova
Passé : nanova
Futur : hanova
Impératif : manovà

Entrée manova
Partie du discours verbe actif
  [Bara] Manampy [1.78]

Entrée manova
Partie du discours verbe actif
  [Taisaka] Manakatona [1.78]

Entrée manovà (ova)
Partie du discours impératif du verbe actif manova [Liste complète]
  [1.1]
  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20