| Entrée |
manompa
(ompa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
[1.1]
|
| | To revile, to abuse, to vilify. [1.2]
|
| | To use foul language to threaten; to curse [1.7]
|
| | Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
|
| Exemples | Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manompa |
| Passé : |
nanompa |
| Futur : |
hanompa |
| Impératif : |
manompà |
|
|
| Entrée |
manompà
(ompa)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manompa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|