| Entrée |
manombana
(tombana)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [1.1]
|
| Exemples | Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina.
[2.471]
|
|
| Entrée |
manombana
(tombana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [1.1]
|
| | To appraise, to estimate [1.7]
|
| | évaluer, apprécier [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manombana |
| Passé : |
nanombana |
| Futur : |
hanombana |
| Impératif : |
manombàna |
|
|
| Entrée |
manombàna
(tombana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manombana
|
| | [1.3]
|
|