| Entrée | manintsana (hintsana) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io [1.1] | |||||||||
| Exemples | sambatra kosa itony ambiaty mahafolaka am-bozona ny taona ka ririnina tsy mba manintsana lohataona mamony ihany ary fahavaratra manorobona [2.131] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | manintsàna (hintsana) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif manintsana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|