| Entrée |
manindrana
(indrana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
|
| | Aller à côté de [1.3]
|
| Exemples | Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana.
[2.471]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manindrana |
| Passé : |
nanindrana |
| Futur : |
hanindrana |
| Impératif : |
manindràna |
|
|
| Entrée |
manindràna
(indrana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manindrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|