Entrée | manditra (handitra) | |
Partie du discours | adjectif | |
Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra [1.1] | ||
Farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau [1.3] | ||
Entrée | manditra | |
Partie du discours | nom | |
Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] | ||
Gros serpent [1.3, 1.54] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena;
[2.69] | |
Autres orthographes | mandotra [1.3#431] | |
Mis à jour le 2023/09/25 |
![]() |