| Entrée | mandotra | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] | |||||||||
| Vocabulaire | |||||||||
| Synonymes | manditra ~ renimanditra | ||||||||
| Entrée | mandotra (dotra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1] | |||||||||
| To burn with fire [1.2] | |||||||||
| Exemples | Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny.
[1.437] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2022/09/10 |
|