| Entrée |
manasatra
(sasatra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy [1.1]
|
| | Fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent) [1.3]
|
| | Fatiguer, importuner. [1.5]
|
| Exemples | aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy.
[2.996]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manasatra |
| Passé : |
nanasatra |
| Futur : |
hanasatra |
| Impératif : |
manasara |
|
|