Entrée |
manambàka
(ambàka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [1.1]
|
Explications en anglais | To deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [1.2]
|
| To defraud, to deceive [1.7]
|
Explications en français | Tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [1.3]
|
| Tromper [1.8]
|
Exemples |
1 | Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio.
[2.588]
|
2 | Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty.
[2.298]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manambàka |
Passé : |
nanambàka |
Futur : |
hanambàka |
Impératif : |
manambakà |
|
|
Entrée |
manàmbaka
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara]
Manavaka [1.78]
|
|
Entrée |
manambaka
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Fomba fitolon'omby [1.78]
|
|
Entrée |
manambakà
(ambàka)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manambàka
|
|