| Entrée |
manalehibe
(lehibe)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1]
|
| | To make bigger or greater [1.7]
|
| | Rendre grand; agrandir [1.8]
|
| Exemples | Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy.
[2.996]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manalehibe |
| Passé : |
nanalehibe |
| Futur : |
hanalehibe |
| Impératif : |
manalehibiaza |
|
| Antonymes |
|