| Entrée |
lehibe
|
| Partie du discours | adjectif
|
| Mots élémentaires | lehy,
be |
| | Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe
[1.1]
|
| | Big, large; old [1.7]
|
| | Grand; âgé [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Ao izany lehilahy lehibe mihaja.
[2.499]
|
| 2 | Ary iza ity lehilahy lehibe ity?
[2.442]
|
| 3 | Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany!
[2.59]
|
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
lehibe
|
| Partie du discours | nom
|
| | Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly. [1.1]
|
| | The chief one [1.7]
|
| | Chef [1.8]
|
|