| Entrée |
manakobana
(kobana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto [1.1]
|
| | Agiter, remuer; faire gonfler, faire renfler [1.3]
|
| | Qui trouble, qui peut troubler. [1.3]
|
| Exemples |
| 1 | Izaho kosa manakobana.
[2.117]
|
| 2 | Tanalahy ambonin-kazo ny vintana miova volo matoa misy zaza misioka tsy satrim-parihy hitera-potaka ao ihany raha manakobana maro ny hazo fa ny fary no mamy maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra maro ny olona fa hianao no andrian'ny saiko
[2.131]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manakobana |
| Passé : |
nanakobana |
| Futur : |
hanakobana |
| Impératif : |
manakobàna |
|
|
| Entrée |
manakobàna
(kobana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manakobana
|
|