| Entrée |
manahirana
(sahirana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho
[1.1]
|
| | To vex, to trouble; to annoy [1.7]
|
| | Vexer, ennuyer [1.3, 1.8]
|
| | Embarrasser, préoccuper, donner du souci [1.3]
|
| | Troubler; gêner; occuper [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy:
[2.470]
|
| 2 | Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza:
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manahirana |
| Passé : |
nanahirana |
| Futur : |
hanahirana |
| Impératif : |
manahiràna |
|
|
| Entrée |
manahiràna
(sahirana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manahirana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|