Entrée | anoin-tsarotra | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | anoina, sarotra | |
Atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra) [1.1] | ||
Difficult, beset with difficulties [1.7] | ||
Difficile à accomplir [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/08/16 |
![]() |