| Entrée |
maina
(haina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1]
|
| | Dry [1.7]
|
| | Sec [1.3]
|
| | Desséché, tari [1.3]
|
| | à sec [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Tany maina sy trano foana no aty.
[2.472]
|
| 2 | Ny rivotra avy atsimo dia maina koa;
[1.38]
|
|
| Dérivés |
| Antonymes |
| Analogues |
makiana ~
haraka ~
karakaina ~
mangetana ~
vaky hentana ~
tankina ~
ritra |
|
| Entrée |
maina
(haina)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1]
|
| | Désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3]
|
|
| Entrée |
maina
|
| Partie du discours | adverbe
|
| | In vain [1.7]
|
| | En vain [1.8]
|
|
| Entrée |
maina
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Betsileo, Bezanozano, Tanala]
(équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
maina
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Sakalava]
(de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [1.196]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
Maina
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| Vocabulaire |
| Coordonnées | -21.2666667, 46.6333333
|
| Toponymie | maina |
|