Entrée |
maizina
(aizina (izina))
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1]
|
Explications en anglais | Dark, gloomy, dismal [1.2]
|
| Dark, gloomy [1.7]
|
Explications en français | Obscur, ténébreux [1.3, 1.8, 1.5]
|
Exemples |
1 | maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra
[2.324]
|
2 | mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano
[2.470]
|
3 | amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra
[2.472]
|
4 | maizina ny efi-trano (la chambre est obscure)
[1.3]
|
5 | maizina ny teniny (ses paroles sont obscures)
[1.3]
|
|
Dérivés |
|